Villa Amy House 18 min · 😋😋😋Tsy ny Natiora sy ny sisindranomasina KANTO ihany no mampala...

Villa Amy House 18 min · 😋😋😋Tsy ny Natiora sy ny sisindranomasina KANTO ihany no mampalaza ity GASIKARA fa ny SAKAFO tena Malagasy dia tsy mena-mitaha @ ireo FIRENENA maro !!!💪💪💪❤😍 💝💝💝 Ny 9 Mai ka h@14 Mai 2021 izao i AMY HOUSE/ AMY TRAVEL MADAGASCAR/ ARIANE TOURISME dia hampilendalenda an'izao Tontolo izao isika eee @ alalan'ny BIT ( Tourisme ) DIGITAL 2021 !!!😍😍🥳🥳💪💪. 🥰🥰🥰 Henomby ritra tsara sy lasary ; Tongokisoa ; Vorivoikena sy henakisoa ; Amalona ritra ; Rambon'omby sy Tsaramaso , sns... 😋😋😋 Tsy mankaleo ny sakatsika eee, nihodikodina ihanynihinana ny an'ny hafa fa manina anao foana aho ry tena sakafoko😂😂😍😘

© 2021 Fiera Milano SpA - P.IVA 13194800150
Si è verificato un errore